An exerpt of what I have translated lately: Source: English
With the cultural desire for visibility at an all-time high—enabled in large part by digital advances in sharing and communication—people today more feel empowered to stand up for their beliefs than ever before. In turn, many disruptor brands have learned the importance of speaking out about social, cultural, and political issues that align with their values, so they can strengthen their bond with consumers and do their part as responsible corporate citizens.
Target: Malagasy
Noho ny kolotsaina maniry ho
tandri-maso eny ambony
indrindra amin'ny fotoana rehetra—izay
tanteraka amin'ny ampahany
betsaka noho ny fandrosoana nomerika momba
ny fifampizarana sy ny
fifandraisana—dia
mahatsapa ho mahazo hery
bebe kokoa hijoro amin'ny finoany ny olona amin'izao fotoana izao
noho ny teo aloha. Ho setrin'izany, maribarotra mpanakorontana maro no
nahafantatra fa
zava-dehibe ny miteny
ampahibemaso ny olana ara-tsosialy, ara-kolontsaina ary ara-politika
izay mifanaraka amin'ny soatoaviny, ka
hahafahan'izy ireo manamafy ny fifandraisany amin'ny mpanjifa ary
manefa ny anjarany amin'ny maha fikambanam-pirenena
tompon'andraikitra azy.
|